|
|
|
|

Entrée1  andro hafa
Mots élémentaires  2 andro, 3 hafa
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 [Betsimisaraka] rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [1.78]
Vocabulaire  6  Temps

Anagrammes  7 afandraho, andro hafa

Mis à jour le 2026/02/04